范逸臣 Van Fan《I Bilieve》[内嵌封面歌词][FLAC/MP3-320K]

隔壁老王 2026-02-25 22:07:47 0

歌词

I Bilieve - Big Mj
Lyrics by:Parfait Toeraniaina Razafimanatrika
Composed by:Parfait Toeraniaina Razafimanatrika
Inty zah Ray ô
Henoy zahay zanakô

Mankalaza ny anaranô

Magneky fitiavanô

Niany ty zah tompo ô
Ankafaliagna mikaiky anô
Mihirahira ny foko ô

Mba vokatr'atolotro anô
Magneky zah amin'ny otako
Amin'ny ratsy zay vitako ô
Hadalana nataoko ô

Mba diovy ny fiainako ô

Avelao ny heloko ô

Mitalaho nw ry avo ô

Anao rô mpanjakako ô

Ray ô

I believe
I believe
I believe
Tsy voly mankalaza anaranô
Zah ray ô
I believe
I believe
I believe
Tsy voly mankalaza anaranô
Zah ray ô

I believe

I believe

I believe

Andriamanitra ô

Inty zah inty zah
Henoy zah henoy zah
Efa maro karazana
Devoly mampijaly e ey

Vonjeo zah vonjeo zah
Vahao zah vahoa
Maro loatra ireo demony
Mamango ambony tany e

Mila anô zah

Mino anô zah zaho

Haiko anao zaraiky
Solution mampahavotro ô

Mitodika nao zah

Raiso ho anô zah

Sy namako havako
Indrindra koa ny
I believe
I believe
I believe
Tsy voly mankalaza anaranô
Zah ray ô
I believe
I believe
I believe

I believe
Yah Ray ô marigny fa ndraiki ndraiky
Hadignanay eglizy
Hadignany magnantso agnaragnanô

Fo zah mino ary mivavaka

Tompo ô tsy mendriky idiranao ato amiko aho

Fa manonona teny irery

De sitrana ny fanahiko

Tsara anô
Tsara anô

下载:

提取码:




最新回复 (0)

    暂无回复,快来抢沙发~

    • HiFiNi-音乐磁场|无损音乐下载|FLAC|WAV|MP3高品质音乐网免费下载试听网站
      2
        立即登陆 立即注册 QQ登陆

您可以在 登录 or 注册 后,对此帖发表评论!

返回